|
Dama - Farakely lyrics
Tonga aho dia nanoroka ny takolakao Nefa ianao toa tsy mba nangoraka ahy Angamba kosa efa lao Mba hitanao tokoa va re Ireto masoko mitoloko o ! o ! o ! Mitady fitiavana be dia be Mba hampitony ny foko Nangarika fotsiny ianao Ka nanao jado-tongotra Malama anie ny lalana ho diavinao Ka sao ianao ho potraka (2 fois) o ! o ! o ! Dia handao ahy tokoa ve ianao Ry Farakely o ! o ! ! Fo maratra anie no sisa navelanao o ! o ! o ! ref: Nefa ianao sao mihevitra Fa izaho hanaraka anao Ry Farakely mahalasa eritreritra Zory ny lalanao o ! o! o! Ry Farakely manimba eritreritra Zory ny lalanao o ! o! o ! |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
| Last added lyrics |
|---|
|
Wolves in Wolves' Clothing by NOFX |
Back to Black by Amy Winehouse |
Waiting for the Punchline by Extreme |
The Massacre by 50 Cent |
Good Girl Gone Bad by Rihanna |